Face à la situation actuelle, osons rêver... on est sans doute le premier couple de tous les temps à se dire oui devant vous virtuellement. Vous pourrez nous voir en direct live n'importe où que vous soyez dans le monde !

Nohon'ny zava-misy amin'izao fotoana izao, sahy manonofy... Izahay angamba no mpivady voalohany, hiteny hoe eny eo anatrehanareo amin'ny alalan'ny mivantana. Afaka mahita anay mivantana ianareo, n'aiza n'aiza no misy anareo eran'izao tontolo izao !

  • Jours
  • Heures
  • Minutes
  • Secondes